Témoignages
Témoignages après la formation
Ce que nos clients disent
Malala Ny Aina
Mankasitraka be Dia be anareo mivady fa tena afapo tanteraka tamin’ny fampianarana,tsy vitany oe fampianarana fotsiny fa tena nomenareo anay izay rehetra avy aminareo tena nanome miotra aza ianao nefa tsapa oe tsy mora ny lalana nodiavinareo vao Tonga amin’izao nefa Dia tena nozarainareo feno taminay izany,Mirary soa ho anareo mivady,mitomboa talenta hatrany Ary mazahoa vola be,Mirary soa antsika rehetra ihany koa MBA Samy ho Tonga amin’ny tanjona irina daholo, bonne soirée daholo
Pascal
Mbola mamerina fisaorana an i @Tony Manjato a@Nomena Andrianina tamin ny zavatra rehetra nampianarina, mahatsapa manan joky mihintsy misy anareo. Tsy moramora ny lalana nahaizanareo an ireny kanefa de foinareo avokoa ary mbola omenareo « garentie à vie » ihany izahay. Misaotra betsaka Enganie mba itondra anareo alavitra ireny satria tsapa oe misy fitiavana (passion) anatin le asanareo fa tsy resaka fitiavambola fotsiny. Mankasitra de mirary fiaraha-miasa amin isika rehetra.
Olia
Tena mankasitraka indrindra anareo mivady fa tena afapo tokoa moa izahay sady tsara be ny fandraisana.
Ho anareo mbola misalasala aza mangatakandro fa tena ahitana zavatra tsy ampoizina ilay formation sady tena manome amin’ny fo izy mivady kosa aloha e.
Araraoty ho anizay mbola misalasala fa tsy hanenina ianao fa tena mahafa – po ny fomba fampitan’izy mivady ny formation io an. Ary ahitana zavatra mahafinaritra be miaraka amin’izy roa ireo ihany koo an.
Liva
Merci anareo na NY coach na NY formateur. Na NY mpiara manao formation fa ts vitanny nahazo fianarana sy fahalalana fa maro NY fampizarana itako. Decouverte no betsaka azoko anaty 3 andro na de Otran éponge nlondrano ny lohako de fihazana tsikelikely de mivoaka tsikelikely NY sary
Jessica
Tena nafinaritra ny 3 jours niarahana taminareo.. Nahazo fahalalana maro samihafa. Nahay zavatra zay tsy noeritreretiko akory. Zava-dehibe nanova tanteraka ny fomba fisainana sy fiasa. Mankasitraka feno..mirary ny tsara sy ny soa ary indrindra fahombiazana ho anareo mivady. Mankasitraka tompoko
Tsiky
Misaotra betsaka tamin’ny formation fa tena nahafinaritra sy nandraisana soa be dia be. Tena hoe complet tsara ilay zavatra nomenareo ary nanome mihoatra noho izay nandrasana mihintsy aza. Mahay mampianatra be nareo no sady tena mahafinaritra be ka satry foana hiaino anareo . Lasa daholo ze nampatahotra rehetra taorinan’ilay formation no sady lasa motivé be. Misaotra betsaka de mirary soa foana ho tonga amin’ny tanjona iriana bon courage daholo e
Ando
Tena nafinaritra ny 3 jours niarahana taminareo.. Nahazo fahalalana maro samihafa. Nahay zavatra zay tsy noeritreretiko akory. Zava-dehibe nanova tanteraka ny fomba fisainana sy fiasa. Mankasitraka feno..mirary ny tsara sy ny soa ary indrindra fahombiazana ho anareo mivady. Mankasitraka tompoko
Muriel
Cette formation m’a donné un coup de pouce. J’ai apprécié votre dynamisme et votre positivité. En étant toujours à l’écoute vous nous avez épaulés tout au long de cette course contre la montre. On savait depuis le début que ça ne serait pas facile . J’ai quand même pu refaire le point sur moi même, ça m’a permis de voir où j’en étais professionnellement, quelles étaient mes aspirations. L’organisation de la formation son contenu et votre accompagnement sont très satisfaisants . Je pense pouvoir mettre en pratique les connaissances nouvelles que j’ai acquises. MERCI à vous
Aina
Mankasitraka anareo mivady fa tena nahafinaritra ny fampianarana.Misaotra betsaka nizara fahalalana sy traikefa t@nay,satria afaka nofihininareo ho anareo irery ireny fa nisafidy ny hizara ianareo dia tena misaotra. Nahafapo ny formation,nandray be dia be raha izaho manokana ,mihoatra izay noheritreretina ary sady mahay mampianatra ianareo. Mirary soa hatrany anareo dia mba ho tongava @tanjona iriana daholo anie isika rehetra
Eugenie
Misaotra betsaka fa tena miavaka ny formation ary tsy nanenina nisafidy anareo fa tena nanome mihoatra lavitra nohon’izay nantenaina ianareo.tsy vitany oe nanoro ny fanafarana entana any chine sy ny astuces sy consignes rehetra fa nampianatra mihitsy ny fomba fitantanana ilay business mba haharitra na ny gestion ary mbola nampianatra strategies maro be ihany koa. Amiko manokana be dia be ny zavatra azoko ary tsy toy le nianatra tan ampenarana ireny fotsiny fa tena oe nisy pratiques mihitsy.tsy pratiques ataoko amty business chine ty fotsiny fa afaka ampiariko am business hafa efa ananako sy izay mbola kasaiko atao. Merci!Merci!Merci! Andriamanitra hamaly soa anareo.
Anja
Maikamaika kely daholo teo fa tena merci beaucoup anareo mivady fa tena niezaka BE mihitsy ianareo nanome bagages tena hoe mavesa-danja be sady tena pratiques be ho anay. Dia anjaranay amin’izay izao a, dia efa merci sahady amin’ny fanampianareo anay fa eto vao tena hanomboka ny asa Dia bon courage daholo isika rehetra
Nombre de participants forme en présentiel
+
0
Réussite
+
0
Satisfactions
+
0
%
Sur Facebook
+
0


